Be Herim-po i Davida

Transcription

Be Herim-po i Davida
s
TANTARA AN-TSARY
Be Herim-po i Davida
1 SAMOELA TOKO 17
NIADY TAMIN’NY FILISTININA NY ISRAELY TAMIN’IZAY.
MPIANDRY ONDRY I DAVIDA, FA MIARAMILA KOSA NY
ZOKINY SASANY. NIRAHINA NIJERY AN-DRY ZAREO I DAVIDA.
FA MISY
INONA?
MANOMPA
ANTSIKA INDRAY
I GOLIATA. EFA
ELAELA IZY IZAY
NO NANAO AN’
IZANY.
MATAHOTRA AZY
DAHOLO NY MIARAMILA.
EFA HO TELO METATRA
NY HALAVANY! TSISY
HAHARESY AZY ’SIKA.
HATAO AHOANA,
HONO, IZAY
LEHILAHY
MAHARESY AZY?
TEZITRA BE TAMIN’I DAVIDA NY ZOKINY.
F’INONA NO ` ATAON’
IALAHY AT Y? DIA
INONA KOA NO
ANONTANIAN’IALAHY
MOMBA AN’I
GOLIATA? TSY MILA
`
ANKIZY AT Y.
DIA NATAON’
IALAHY AIZA IZAO
NY ONDRY?
’ZAHO ’NGE MBA
MANONTANY
FOTSINY E!
TENENO
NY MPANJAKA
HOE MISY OLONA
VONONA HIADY
AMIN’I GOLIATA
ATO.
Pejy 1
www.jw.org 5 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
NENTINA TANY AMIN’I SAOLY
MPANJAKA I DAVIDA.
IANAO ’NGE
MBOLA KELY E!
I GOLIATA EFA ELA
NO MIARAMILA.
HIADY AMIN’
IO FILISTININA IO
’ZAHO.
’ZAHO EFA
NAMONO LIONA
SY ORSA ’NDEHA
HIHINANA NY
ONDRINAY!
OMEO
`
AZY ARY
NY AKANJO
FENTIKO
MIADY E!
TSY METY
AMIKO ITY.
TENA
TSY MILA
AN’ITY AHO!
TANTARA AN-TSARY
www.jw.org 5 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Be Herim-po i Davida
Pejy 2
NENTIN’I DAVIDA NY PILOTRANY,
DIA NAKA VATOKELY DIMY TENY
AN-DOHASAHA IZY.
NAMPIAN’I
JEHOVAH ’ZAHO
DIA NANDRESY
LIONA SY ORSA,
DIA HO RESIKO
KOA I GOLIATA.
EO AMIN’NY LOHASAHAN’I ELAHA
IZAO I DAVIDA SY GOLIATA.
ALIKA ’NGAHA ’ZAHO
NO ITONDRAN’IALAHY
TEHINA? OMEKO HO
SAKAFON’NY VORONA
IALAHY ANDROANY.
SABATRA SY LEFONA
ARY LEFOM-POHY NO
ENTINAO MIADY AMIKO, FA
’ZAHO KOSA MANATONA
ANAO AMIN’NY ANARAN’I
JEHOVAH.
TANTARA AN-TSARY
www.jw.org 5 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Be Herim-po i Davida
Pejy 3
NATOKY AN’I JEHOVAH I DAVIDA
KA NIHAZAKAZAKA HAINGANA
NANKENY AMIN’I GOLIATA.
DIA NATORANY ILAY VATO KA VOA TEO
AMIN’NY HANDRINY I GOLIATA.
MATY ILAY LEHILAHY NGEZABE, ARY
RESIN’NY ISRAELITA NY FILISTININA.
LASA
` MPANJAKAN’NY ISRAELY I DAVIDA
TAT Y AORIANA.
INONA NO IANARANTSIKA
AVY AMIN’I DAVIDA?
NAHOANA NY OLONA NO TSY NATOKY
HOE HAHARESY I DAVIDA?
1 SAMOELA 17:13, 14, 33, 42.
NAHOANA I DAVIDA NO NATOKY
FA HAHARESY AN’I GOLIATA IZY?
1 SAMOELA 16:1, 13; 17:37, 45-47.
NAHOANA IANAO NO AFAKA NY HO
BE HERIM-PO KOA REHEFA HANAO
NY TSARA?
SALAMO 91:11; HEBREO 13:6.
TANTARA AN-TSARY
www.jw.org 5 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Be Herim-po i Davida
Pejy 4

Similar documents