fanamboarana kaomposta

Transcription

fanamboarana kaomposta
22/01/2015
FANAMBOARANA
KAOMPOSTA
TANJON’NY FIOFANANA
Arian’ny fiofanana ny mpandray anjara dia:
1- Mahafehy ireo tekinika fototra momba ny
kaomposta
2- Afaka manao kaomposta
Tetik’asa « Ndao hivoatra » - Famatsiam-bolan’ny
FAMARITANA
Ny komposta dia zezika azo avy amin’ny
fahapotehan’ny fakon-javamaniry na biby.
Izany fahapotehana izany dia nohon’ny
asan’ny bibikely madinika hita maso
(Kankana) na tsy hita maso izay mivelona
amin’ny toerana misy rivotra sy mando.
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
1
22/01/2015
TOMBONTSOA AMIN’NY
FAMPIASANA KOMPOSTA
• Manome ny kasinga ilain‘ny zava-maniry
• Mampitombo sy manatsara ny fahapotehan‘ny raha
organika ao anaty tany
• Mamelona ireo bibikely mpanatsara ny nofon-tany
• Tsy mora lasan‘ny rano amin‘ny fitsihana
• Mora vidy na tsy voatery handaniam-bola
• Azo ampiasaina daholo rehefa fako mety potika.
• Mitohy sady maharitra ny fiasany
• Mora ampiasaina
• Manatsara ny fahalonaka sy rafitry ny nofon-tany
• Kely ny fotoana lany amin’ny fitanterana raha oharina
amin’ny zezika mahazatra
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
FIANAN’NY ZAVAMANIRY
TAHO
-
RAVINA
Mampijoro ny zavamaniry
Mitatitra ny ranon –
kazo manerana ny
tenan’ny zavamaniry
-
Mazava : Vokatry ny
asan’ny fahamaintso
dia manadio rivotra
-
FAKA :
Haizina : Miaina ny
zavamaniry
-
Mitroka ny rano sy ny
sira mineraly sakafon’ny
zavamaniry
-
Mampijoro ny zavamaniry eo
ambonin’ny tany
-
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
2
22/01/2015
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
1- Komposta ambony tany:
- Amin’ny fotoana mahabetsaka ny rotsak’orana
- Betsaka ny zava-maitso azo ampiasaina
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
3
22/01/2015
2- Ny komposta anaty lavaka:
- Amin’ny fotoana main’andro
- Ho an’ny faritra mafana sady kely rotsak’orana na tsy dia ampy
ny rano azo ampiasaina
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
1- Famantarana ny filana ara-jezika
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
4
22/01/2015
Famantarana ny filana ara-jezika
Arakaraky ny:
• Fahalonahan’ny tany (Azo atao ny manao fitiliana
any amin’ny laboratoara nefa ny fijerena ny
toetry ny voly teo aloha dia mety ho ampy)
• Ny velaran-tany ho volena
• Ny karazamboly hatao (filan’ny voly)
• Karazana fandonahana atao
• ….
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
2- Fanangonana ny akora ilaina
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
5
22/01/2015
a- Fitrandrahana ny zava-misy eo amin’ny natiora : tandremo
ny fitrandrahana tafahoatra fa manimba ny tontolo
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
b- Fambolena ireo zavatra ilaina
Fidio ireo zava-maniry haingam-pitombo sy mahazaka ny toetany sy toetr’andro any amin’ny faritra
Ohatra:
- Flemingia congesta
- Cajanus cajan
- Acacia
- Leucaena leucocephala
- Sesbania
- Tephrosia
- Crotalaria
- Desmodium
- Consoude
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
6
22/01/2015
d- Ny fako azo avy amin’ny zava maniry novolena :
Mololo, taho-katsaka, hodi-boanjo, ….
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
3- Fanaovana ny antota
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
7
22/01/2015
4- Fikarakarana
• Fanondrahana
• Famadihana
Ireo zava-maniry tsy azo ampiasaina :
Aza ampiasaina ny zava-maniry sarotra
potika na misy kasinga sarotra potika:
ravina zavoka, ravin-kesika,…
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
FIFIDIANANA NY TOERANA
ASIANA NY KOMPOSTA
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
8
22/01/2015
Ny fifidianana ny toerana dia arakaraka ny :
• Vanim-potoana
• Toerana misy alokaloka (Ambany hazo, misy
tafo na mirakotra )
• Fitaomana ny akora ampiasaina
• Fitaomana ny komposta efa vita
• Fitanterana ny rano hanondrahana
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
NY TRANON’NY
KOMPOSTA
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
9
22/01/2015
TRANO MISY TAFO
Halehibeny :
arakaraka ny filàna ;
ny fahampian’ny
akora ilaina
Karazany : Lavaka,
an-tontany, …
Ny akora
ampiasaina amin’ny
fanaovana ny trano :
arakaraka ny
fisian’ny akora azo
ampiasaina
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
Lavaka
Trano misy tafo
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
10
22/01/2015
Ny zava-maitso
-Betsaka azota
-Mora potika
Fanofanana Kaomposta
Ny fako maina
-Betsaka karbona
(selilôzy), P, K sy
kasinga hafa
-Sarotra potika raha
oharina amin’ny zava
maitso
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
- Arakaraka ny maha be ny karazana akora
(zava-maniry) ampiasaina no mahatsara ny
komposta azo
- Ny fanapatapahana ny akora ampiasaina dia
manafaingana ny fahamasahan’ny komposta.
- Mba ialana amin’ny fahalovana dia lazoina ny
zava-maitso vao ampiasaina
Arakaraka ny :
Karazan-javatra ho volena
Fotoana ilàna ny zezika
Akora misy eo an-toerana
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
11
22/01/2015
NY FAMETRAHANA NY ANTONTAM-PAKO
fomba N° 1
Tapatapahina fohy araka izay tratra ny zava maitso sy zavamaina
- Afangaro ny zava maitso sy zava maina voatapatapaka (A)
Ny antonta iray dia ahitana sosona:
o- Ratsakazo vaventy
1- Fangaro (A) 50 sm
2- Sosona Komposta efa masaka na zezika taimbiby 5 sm
3- Sosona tany masaka 3 sm
.Dia averina ny sosona hatreo amin’ny sosona (1) mandra pahazo ny haavo ilaina izay tsy mihoatry ny 1.5 m mba tsy
hananosarotra ny fanondrahana .
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
12
22/01/2015
Fampifangaroana ireo akora efa voatapatapaka
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
FAMETRAHANA NY ANTONTA
ZEZIKA
TAIMBIBY 5 sm
TSATOKA
TAHO SY
RATSAKAZO
Fanofanana Kaomposta
TANY MASAKA
03 sm
FAKON-JAVAMANIRY
MAINA SY MAITSO
30 sm
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
13
22/01/2015
Fomba N° 2
- Sosona zava- maina efa voatetika 20- 25 sm
- Sosona zava-maitso 15 sm
- Zezika taim-biby na komposta efa masaka 5 sm
- Dia averina araka izay mandra-pahazo ny haavo
tiana
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
Sosona voalohany zava maina
15- 20 sm
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
14
22/01/2015
Sosona faharoa : zava maitso
15 sm
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
Sosona fahatelo : taimbiby
5 sm
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
15
22/01/2015
Sosona fahefatra : tany masaka
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
• Fanondrahana:
Tazonina manodidina ny 50% ka hatramin’ny70%
ny hamandoana
Ajanona ny fanondrahana andro vitsy alohan’ny
hampiasana ny komposta.
• Famadihana:
Ilaina mba hahazoana fahapotehana mitovy
amin’ny antonta iray manontolo.
Ahafahana mifehy ny hafanana
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
16
22/01/2015
Fanamarihana
•Mila hamandoana ny fanamasahana ny komposta ,ka miova
arakaraka ny toetr’andro ny fanondrahana azy.Ny tena tsara
indrindra dia ny hamandoana toy ny “éponge” lena
nofihazana.
• Tsapaina amin’ny tanana na hazo maina no ahitana ny
hamandoana ao anatiny.
• Tsy azo atao mando loatra ny komposta fa manjary
mamono ireo Bakteria mpanamasaka ny zezika;
• Raha mando loatra ny zezika dia somary anesorana ny
tafo,na avadika dia ampiana ireo taharon-javamaniry mba
hanenàna ny hamandoana
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
NY DIARIM-PAMADIHANA ny KOMPOSTA
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15
Azo atao ny mamadika ny komposta isam-bolana
mandra-pahamasany rehefa dila ireo fotoana ireo.
Koa satria mila rivotra ireo biby mpamotika ny
akora dia tena ilaina ny fametrahana ny rantsankazo vaventy any amin’ny sosona ambany
indrindra sy ny fametrahana fidiran-drivotra eo
afovoany
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
17
22/01/2015
NY OLANA MATETIMATETI-PITRANGA
SY NY VAHAOLANA
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
Olana sy vahaolana azo ampiasaina amin‘ny
fanamboarana Komposta
FISEHONY
OLANA
Tsy miakatra ny
hafanana
• Tsy afaka miasa ireo
biby kely
ANTONY
• Maina na diso be rano loatra
• Tsy ampy rivotra
• Tsy mifandanja ny tahan‘ny karbona
sy ny azota
VAHA-OLANA
• Tondrahana rano tsotra na
ranon-jezika
• Ampiana ny fatran‘ny zavamaitso
• Be tany loatra
Midina tapoka ny
hafanana
• Mijanona ny dingana
fahamasahan‘ny
komposta
• Be rano loatra
• Kely ny zava-maitso
• Ampiana ny taharon‘ny zavamaina
Mamoaka zavatra
fotsifotsy ny ny
akora
• Misy karazan-kolatra
madinika mitombo be
loatra
• Maina loatra
• Avadika ny antonta
• Tara na tsy vita ny famadihana
• Tandrahana
• Ampiana ny fatran‘ny karbona
Manompy mainty
na maintso ny
akora ary
mamoaka fofona
ratsy
• Maloto sy lo ny akora
nampiasana
• Mamoaka fofona
maimbo
• Tsy ampy ny rivotra
• Be loatra ny zava-maitso
• Be rano loatra
• Tsy mifangaro tsara ny akora
Fanofanana Kaomposta
-
• Averina ny fanaovana ny
antonta ary ampiana ny zavamaina
• Atao ara-potoana ny
famadihana
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
18
22/01/2015
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
1- Endriny ivelany :
Miloko volon-tany
Potika tanteraka ireo akora
nampiasaina
2- Taharo simika miovaova
arakaraka ny akora nampiasaina
MBA HAHATSARA NY ZEZIKA AZO DIA MAMPIASA:
•Dolomita
•Lavenona
•Kikitandroka na kitron’omby
•Ranon-jezika avy amin’ny biby fiompy na zava-maniry
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
19
22/01/2015
Fatra: farafahakeliny 100 kg /ara (10t/Ha)
Aparitaka alohan’ny hiasana ny tany na atao
isan-davaka mandritra ny fambolena
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
Mazotoa ary manao
fampiharana
Fanofanana Kaomposta
-
Tetik’asa « Ndao hivoatra »
20